Ny fikambanana Harenantsika dia anisan'ireo mandray anjara amin'ny fampirantiana mandritra ny hetsika Salon RSE et DD ny 16 -17 Jolay ho avy izao.